Episodes
1 - Mety sa tsy mety ny fanaovana jeu de hasard am piangonana ? Resaka tombola ilay izy hanohanana vokatra 2 - Kristiana ny tenako ary nanana havana akaiky maty miisa telo tao anatin'ny 20 volana. Ny fanontaniako dia izao : Famindram-pon'A/tra ny tombon'andro sy ny fahasalamana azontsika isan'andro. Ka rehefa ilay mifoha maraina, marary dia maty avy eo ve dia midika fa tapitra @ tsika ny famindram pon'A/tra ? 3 - za olona tsy mpivavaka Sady tsy Liana amin'ilay fivavahana saingy nisy vidéo...
Published 09/20/24
Nisesisesy be ny fanehoan kevitra teto amin'ny facebook fa hoe nampahantra an'i Madagasikara ny fivavahana Kristiana. Affirmation gratuite ve izany sa fanaovana raccourci ? Teo ihany koa ny izay milaza fa tsy mahay miara-dalana ny fahantrana sy ny Filazantsara. Manoloana ireo fanehoan-kevitra roa ireo, dia manasa antsika hanaraka izao LIVE izao hanehoana fa manan-kolazaina manoloana izany ny ETHIQUE PROTESTANTE, izay loraharano nipoiran'ny Esprit capitalisme.
Published 09/06/24
Voizina be mihitsy tato ho ato ny hoe " départ Zéro " aho nanangana ny orisanasako,  " départ zéro " aho nanatanteraka ny nofinofiko, " départ zéro " sy tsy nisy n'iza n'iza ary tsy nanana na inona na inona aho nefa ankehitriny hitanareo amin'izao ny fahombiazako sy ny firoborobon'ny orinasako sns... Quand on veut on peut HONO eeee, sao dia mifamadika amin'izay no tokony ho izy hoe : QUAND ON PEUT ON VEUT ? (PRAGMATISME EMPIRIQUE INDUCTIVE)
Published 08/16/24
1 - Momba ny position an'ny Sola Scriptura vs Candaulisme sy ny tendances rehetra manao libertinage : Raha misy mpivady, vita soratra, ary mariage religieux; ka mifanaiky tsara ry zareo hoe hiditra @ sehatry ny libertinage (sous toutes ses formes); tsy an-tery, fa tena hoe nifampiresahin-ndry zareo tsara ary nifanaiky fa hanao ireo pratiques ireo. Inona no position an'ny Sola Scriptura momba an'izany? Fijangajangana ve izany? 2 - Salama Pastera. Remarque-Ko amin’ilay resaka « vola » ao...
Published 07/26/24
Soa fa tsy mitovy amiko sy ianao ILAY IZY = YHWH. Raha tsy izany dia efa tsy haiko intsony hoe aiza no nihafarantsika. Tsy azo atao anaty boaty Izy, nefa isika rehetra dia samy miseho hi apprivoiser Azy. Tsy namorona religion izay manandevo olona fa tsy mahatonga azy ho SAKAIZA.
Published 07/19/24
Soa fa tsy mitovy amiko sy ianao ILAY IZY = YHWH. Raha tsy izany dia efa tsy haiko intsony hoe aiza no nihafarantsika. Tsy azo atao anaty boaty Izy, nefa isika rehetra dia samy miseho hi apprivoiser Azy. Tsy namorona religion izay manandevo olona fa tsy mahatonga azy ho SAKAIZA.
Published 07/19/24
Ity catéchisme d'adulte ity dia ho famaliana ny fanontaniana napetrak'i Koto Lilahimahitsoambo tamin'ny fitantarany ny zavatra nitranga taminy nilazany hoe : fahagagagana sa kisendrasendra ny nifanenany tamina fianakaviana iray izay nanampy azy tamin'ny fotoana namparary ny zanany. Nanontany moa izy tamin'izay fotoana izay hoe : Fifandrifian-javatra ve ny nifanenany tamin'ireo olona ireo sa miracle ? Araka izany : Inona na Iza no ao ambadiky ny SYNCHRONICITÉ amin'ny toe-javatra toy...
Published 07/04/24
Rehefa be loatra ny ANESTHÉSIE atao amin'ny olona marary iray dia lasa voan'ny AMNÉSIE izy ka manjary misy perte de mémoire. Toy izany tsy misy valaka no anaovana ny vahoaka Malagasy, totofana ANESTHÉSIE, tampenana sparadrap ilay fery na feno nana aza. Mahavariana fa na dia mijaly sy fadiranovana toy ny inona aza ny Malagasy dia mora avily ny sainy ka lasa sahirana sy mitsinjo ireo izay efa be hatoka indray (le monde en l'envers). Ary ny mampalahelo dia ny FIVAVAHANA no nampesain'ny mpanao...
Published 06/28/24
Masiaka sy ratsy fanahy ny olombelona. Raha misy olona manana fahoriana na misedra zava tsarotra eo amin'ny fiainany dia misy olona mikaroka sy misikotra ny anton'iny toy ny misikotra parasy ka tsy amelany raha tsy ahitany irika hahafahany mitsingoloka amin'izany mba hanalany ny stress sy frustration sy ny ngidin'ny afero amin'ny fiainany. Anisan'izany isika Malagasy hany ka tsy mahay manaja ny fisaonan'ny olona intsony fa sanatria toy ny VAUTOUR, zara aza misy faty hitangoronana hanaovana...
Published 06/21/24
Hifandroritana be izany amin'izao vanimpotoana izao eo amin'ireo « EXTRÉMISTES » kristiana sy ireo « TRADITIONALISTES ». Noho izany dia ho resahintsika ato ireto : Ny fiheverana momba an'i Andriamanitra (Malagasy sy ny kristiana) ; Ny razambe sy ny finoana ; ary Ny fanjanahantany sy ny fivavahana kristiana. Ny fomba hitondrana ny laha-dinika dia « phénoménologie » manoloana ny « croyances ». Sary nindramina : https://dacb.org/stories/madagascar/nenilava/
Published 06/07/24
Ny fikendrena amin'ity catéchisme d'adulte anio ity dia ny fanazavana fa tsy '' EXIGENCE MORALE '' akory ny mamela heloka fa fitsinjovana ny tena mihitsy ara-psikolojika sy aram-pahasalamana. Vesatra sy entana tsy zaka raha toa ka ho fitsinjovana ny hafa fa tsy fitsinjovana ny tena.
Published 05/31/24
Anisan'ny olana lehibe iray vokatry ny ''fondamentalisme'' ny tsy fananana ''équilibre'' manoloana ireo zavatra 4 tanisaina ireo ambony ireo hany ka lasa mivadika ho tsy fahalalam-pomba sy tsy fahaiza-miaina, manakaiky ny baribarihanina mihitsy ny toetsaina ''fondamentaliste'' kristiana.
Published 05/24/24
Compatible amin'ny Soratra Masina ve sa revin-gadra ? (sary nindramina : turbotex on Wallpapers.com)
Published 05/10/24
Compatible amin'ny Soratra Masina ve sa revin-gadra ? (sary nindramina : turbotex on Wallpapers.com)
Published 05/10/24
Compatible amin'ny Soratra Masina ve sa revin-gadra ? (sary nindramina : turbotex on Wallpapers.com)
Published 05/10/24
"Manajà ny rainao sy ny reninao mba hahita soa ianao" Betsaka isika Ray aman-dreny no manararaotra io didy fahefatra io hi-exploité ka tonga hatramin'ny filazana fa SOLOTENAN' ANDRIAMANITRA eto an-tany ny Raiamandreny. Tsy tsapan'ny maro anefa fa lasa manimba sy mamotika mihitsy aza ny fiainan'ny zanatsika izany.
Published 05/03/24
Heno foana eo ambavan'ny " mpivavaka " ny hoe : TSY MENDRIKA NY TOY IZAO SY TOY IZAO AMIN'NY MAHA KRISTIANA ( fitafy, fiteny sns .. ). Dia samy mitompo teny fatratra, manao affirmation gratuite, mitanisa verset Dia tovonana anganombaviantitra sy lovan-tsofina mba hampatavy ny resaka. Andao resahana hoe : avy aiza ny source ? Inona no tanjona ?
Published 04/26/24
A- Ny RAD Toby lehibe 4 HONO no NANDRARA ny fisalorana ny lamba (FITAFY) MAINTY SY MENA satria hono sensible amin'ny fanahy ratsy (Ao amin'ny boky manga hono ny fanazavana izany). B- Ny loko MAINTY SY MENA (fitafy) hono dia LOKON'NY DEVOLY sy tena mahasarika dévoly. C- Akanjo mainty hono andramana anaovana rehefa manala devoly raha hisy devoly hivoaka. Akanjo mainty be sy mena midorehitra be entina manala devoly amin'ny marary any amin'ny Toby ahitanao ny vokany. Ndao resahana sy idirana...
Published 04/17/24
Ny rehetra no afaka manao asa soa fa tsy ny rehetra no afaka manao ASA TSARA. Mpanao asa soa dia : > tratry ny aretin'ny Syndrome des sauveurs sy ny > hoe "ceux qui paient dominent". > Se racheter une conscience et blanchiment des mœurs. [source]
Published 04/14/24
👉 Inona no ao ambadika ? Inona no tanjona ? 👉 VAHAOLANA tokoa sa famonoana afo tsy hisian'ny OLANA ho an'antokon'olona vitsivitsy ?! 👉 Opérateur économique vé sa opérateur politique nareo ry telma sy orange ary airtel ? 👉 Nahoana no atao sesitany eto amin'ny taniny sy hatokamonina ny Malagasy ? Mba hahafahana manandevo azy sy hanaovana azy ireo toy ny ampondra ka hanaiky izay rehetra atao aminy ? Tandremo aza sao may ny afo hatsangana ka hitetika arivo maty iray alina eeeeee. Hum ...
Published 03/31/24
VATSIM-PANAHY - TORITENY FOHY Alakamisy Masina 2024
Published 03/28/24
Eny teny tsy mbola misy izany fa niniako noforonona mihitsy. Teny roa natambatra EGLISE + IDOLÂTRIE. Rehefa ny Trano Fiangonana na ny rafi piangonana no lasa sakana tsy hahitana AN'ANDRIAMANITRA Dia Tonga sampy mihitsy. Fa inona mihitsy no Zavatra mitranga amin'izao mahatonga ahy milaza izany ?
Published 03/24/24
Olona misy dévoly vé sa Marary saina ny olona PN ? Inona no tokony atao amin'izy ireny ? Avoaka dévoly ? Sa andosirana ? Raha sendra azy ianao , inona no tokony ataonao ? Plan : 00:02:01 comprendre la personne, ce qu'elle vit 00:10:16 problème structurel et non comportemental 00:19:50 pas de solution préfabriquée; accompagnement; échecs 00:23:43 se sent comme de la m**de, vermine; orgueil comme cache-misère 00:26:00 Jehovah mpandinika ny fo sy mpamantatra ny voa (Jer. 17,...
Published 03/17/24
Olona misy devoly ve sa Marary saina ny olona PN ? Inona no tokony atao amin'izy ireny ? Avoaka devoly ? Sa andosirana ? Raha sendra azy ianao, inona no tokony ataonao ? Plan : 00:00:00 tari-dresaka 00:02:18 fahanana ny ondrin'Andriamanitra 00:07:46 trouble de personnalité 00:12:39 angle théologique de l'enjeu : combat spirituel 00:16:49 avy aiza ny teny hoe "narcissisme" 00:23:23 définition psychologique 00:24:35 fonctionnement d'un PN 00:27:12 l'être humain en...
Published 03/17/24