[HP] NY FIVAVAHANA ETO MADAGASIKARA : NATAON'NY MPANAO POLITIKA ANESTHÉSIE HO AN'NY VAHOAKA MALAGASY HAHATONGA AZY IREO HO VOAN'NY AMNÉSIE.
Listen now
Description
Rehefa be loatra ny ANESTHÉSIE atao amin'ny olona marary iray dia lasa voan'ny AMNÉSIE izy ka manjary misy perte de mémoire. Toy izany tsy misy valaka no anaovana ny vahoaka Malagasy, totofana ANESTHÉSIE, tampenana sparadrap ilay fery na feno nana aza. Mahavariana fa na dia mijaly sy fadiranovana toy ny inona aza ny Malagasy dia mora avily ny sainy ka lasa sahirana sy mitsinjo ireo izay efa be hatoka indray (le monde en l'envers). Ary ny mampalahelo dia ny FIVAVAHANA no nampesain'ny mpanao politika amin'izany.
More Episodes
1 - Mety sa tsy mety ny fanaovana jeu de hasard am piangonana ? Resaka tombola ilay izy hanohanana vokatra 2 - Kristiana ny tenako ary nanana havana akaiky maty miisa telo tao anatin'ny 20 volana. Ny fanontaniako dia izao : Famindram-pon'A/tra ny tombon'andro sy ny fahasalamana azontsika...
Published 09/20/24
Nisesisesy be ny fanehoan kevitra teto amin'ny facebook fa hoe nampahantra an'i Madagasikara ny fivavahana Kristiana. Affirmation gratuite ve izany sa fanaovana raccourci ? Teo ihany koa ny izay milaza fa tsy mahay miara-dalana ny fahantrana sy ny Filazantsara. Manoloana ireo fanehoan-kevitra...
Published 09/06/24