Description
Soa fa tsy mitovy amiko sy ianao ILAY IZY = YHWH. Raha tsy izany dia efa tsy haiko intsony hoe aiza no nihafarantsika.
Tsy azo atao anaty boaty Izy, nefa isika rehetra dia samy miseho hi apprivoiser Azy.
Tsy namorona religion izay manandevo olona fa tsy mahatonga azy ho SAKAIZA.