[QZ] Questions/Réponses : 20 sept. 2024
Description
1 - Mety sa tsy mety ny fanaovana jeu de hasard am piangonana ? Resaka tombola ilay izy hanohanana vokatra
2 - Kristiana ny tenako ary nanana havana akaiky maty miisa telo tao anatin'ny 20 volana. Ny fanontaniako dia izao :
Famindram-pon'A/tra ny tombon'andro sy ny fahasalamana azontsika isan'andro. Ka rehefa ilay mifoha maraina, marary dia maty avy eo ve dia midika fa tapitra @ tsika ny famindram pon'A/tra ?
3 - za olona tsy mpivavaka Sady tsy Liana amin'ilay fivavahana saingy nisy vidéo nataonao tato sendra nandalo ny masoko izay nahasarika ahy nahatonga ahy nanaraka ny pejinao . Esoriko izay resaka Jesosy Dia izay mety amiko aloha no raisiko hatreto . Na zany aza Dia manana fanontaniana Kely za hoe raha tena Misy zany Atra zany, raha tena fitiavana tokoa izy, Nahoana no misy olona teraka mahatra, miaina mahatra, Maty mahatra ? Nahoana no asiany n aretina ? Ny fahafatesana ? Ny hiaran'ny tsy rariny ? Angaha tsy azony SAKANANA izany ?
Nisesisesy be ny fanehoan kevitra teto amin'ny facebook fa hoe nampahantra an'i Madagasikara ny fivavahana Kristiana. Affirmation gratuite ve izany sa fanaovana raccourci ?
Teo ihany koa ny izay milaza fa tsy mahay miara-dalana ny fahantrana sy ny Filazantsara.
Manoloana ireo fanehoan-kevitra...
Published 09/06/24
Voizina be mihitsy tato ho ato ny hoe " départ Zéro " aho nanangana ny orisanasako, " départ zéro " aho nanatanteraka ny nofinofiko, " départ zéro " sy tsy nisy n'iza n'iza ary tsy nanana na inona na inona aho nefa ankehitriny hitanareo amin'izao ny fahombiazako sy ny firoborobon'ny orinasako...
Published 08/16/24