[HP] FIVAROTANA NOFY : MIAINGA AVY AMIN'NY TSY MISY HONO NO LOHARANON’NY FAHOMBIAZANA ?
Listen now
Description
Voizina be mihitsy tato ho ato ny hoe " départ Zéro " aho nanangana ny orisanasako,  " départ zéro " aho nanatanteraka ny nofinofiko, " départ zéro " sy tsy nisy n'iza n'iza ary tsy nanana na inona na inona aho nefa ankehitriny hitanareo amin'izao ny fahombiazako sy ny firoborobon'ny orinasako sns... Quand on veut on peut HONO eeee, sao dia mifamadika amin'izay no tokony ho izy hoe : QUAND ON PEUT ON VEUT ? (PRAGMATISME EMPIRIQUE INDUCTIVE)
More Episodes
Tsy mahamenatra na mampatahotra ahy ny miantsoantso mandrakariva fa ny taranaka ankehitriny dia vavolombelon'ny "fin d'un cycle de vie" n'nyFiangonana. Izaho dia tsy mihambahamba mihitsy fa ny INSTITUTIONALISATION vokatry ny cléricalisme no fositra naha lasa "coquille vide" ny Fiangonana...
Published 11/01/24
Fanontaniana miverimberina fametraky ny olona nyhoe : ny fahotana ve lovaina sa mifindra manaranaka ? Raha i Adama sy Eva no nanao ny nataony dia izahay aty afara ve no mizaka ny tsy eran'ny aina ? Mba rariny ve hoe Adama no nanota dia isika no mibaby ny vokany ? Lalim-paka loatra ny...
Published 10/25/24