[QZ] Questions/Réponses : 26 juillet 2024
Listen now
Description
1 - Momba ny position an'ny Sola Scriptura vs Candaulisme sy ny tendances rehetra manao libertinage : Raha misy mpivady, vita soratra, ary mariage religieux; ka mifanaiky tsara ry zareo hoe hiditra @ sehatry ny libertinage (sous toutes ses formes); tsy an-tery, fa tena hoe nifampiresahin-ndry zareo tsara ary nifanaiky fa hanao ireo pratiques ireo. Inona no position an'ny Sola Scriptura momba an'izany? Fijangajangana ve izany? 2 - Salama Pastera. Remarque-Ko amin’ilay resaka « vola » ao ampiangonana amin’izao: marina fa betsaka lasa manao « business » ny fiangonana, kanefa koa ny kristianina mimenomenona amin’ilay izy koa anefa otran mahagaga ihany ndraindray hoe tsy mi-realiser hoe mila vola koa anie ilay asan’ny fiangonana : ny fitaizana any amin’ny sampana, ny tafika masina, sns … Ohatran’ny lasa à tord et à travers loatra lay fanenjehana fa sao olona tsy miezak miaina ilay fiombonana amin’ny mission an fiangonana koa ireo mpanenjika lava.
More Episodes
1 - Mety sa tsy mety ny fanaovana jeu de hasard am piangonana ? Resaka tombola ilay izy hanohanana vokatra 2 - Kristiana ny tenako ary nanana havana akaiky maty miisa telo tao anatin'ny 20 volana. Ny fanontaniako dia izao : Famindram-pon'A/tra ny tombon'andro sy ny fahasalamana azontsika...
Published 09/20/24
Nisesisesy be ny fanehoan kevitra teto amin'ny facebook fa hoe nampahantra an'i Madagasikara ny fivavahana Kristiana. Affirmation gratuite ve izany sa fanaovana raccourci ? Teo ihany koa ny izay milaza fa tsy mahay miara-dalana ny fahantrana sy ny Filazantsara. Manoloana ireo fanehoan-kevitra...
Published 09/06/24